T
fjkm logo white-bg black-bg

Ireto manaraka ireto ireo mpitandrina nifandimby nitondra ny Fiangonana, miaraka amin’ny mivady avy :

  • RAKOTOSAONA 1933 – 1936

  • RAKOTOVAO RAMBELO sy RASOAMIHANTA vadiny RASOAMIHANTA 1937 –

  • RAKOTONANAHARY

  • RAKOTOARISON Charles

  • ANDRIAMALALA Zo Solofonirina (délégué)

  • RAMANOELINA Eddie Mahandrivelo

  • RANDRIANASOLO Samuël (délégué)

  • RAKOTONIRINA Fenomanantsoa sy Jeannette vadiny 2018 – hatramin’izao hanoratana izao


Ireto kosa ireo Mpitandrina avy amin’ny zanaky ny fiangonana :

  • RANAIVOARISON Charmant

  • RAFIDISON Timoty


(Ireo mpitandrina ireo tsy mba nety nitonona ho avy eto Soamiavaka mihitsy na dia teo @ STK teto aza no niantsoan'ny Tompo azy ho @ fanompoana)

  • RAMAMONJIARISOA Robert

  • RAKOTONDRANAIVO Lazasoa Rivondrabevala

  • ANDRIAMBELOMANANA Landisoa

  • Miandrisoa Hery

  • Falimihaja (mpampianatra S.A. teto)

  • Rado (Mpampianatra S A teto)

  • RAZAFY Zo (zanaka ary natolotry ny FJKM Soamiavaka fa navoakan'ny FJKM Soanierana).

  • RAHARIJAONA Lalaina Baovola - vadin'ny Mpitandrina RAKOTONDRANAIVO Lazasoa R. (Efa nitandrina ny vadiny vao nahare ny antsony izy)

Attention
Bug Error
Nous faisons tout notre possible pour régler le problème au plus vite. Merci de votre patience
spin gif